Teny iditra | ampetribola (ampetrika, vola) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Siny na vata kely nitehirizan' ny Ntaolo vola ka naleviny tany anaty tany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [ampetrika, and vola, money.] A small silver pot. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |