|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampanenoina |
| Fototeny | 2neno |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Ohatra |
4 ary sarinety roa lehibe teo andrefan-trano ampanenoina mandrakariva.
[2.48]
5 kanjo kalokalo mitaraindraina no nampanenoin' ny rantsany malefalefaka [2.499] 6 na araka ny hevitry ny sasany, dia milaza fa tokony hiato kely ny feon' ny mpihira, fa ny trompetra ihany no ampanenoina. [1.38] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10 |
|