|
|
|
|

Teny iditra1 ampalahelovina
Fototeny  2alahelo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Ohatra  4 Izany no iravoravoanareo, na dia ampalahelovina vetivety ankehitriny amin' ny fakam-panahy maro samy hafa aza ianareo, raha tsy maintsy hisy izany, Ny fiheverana an' izany no iravoravoanareo nefa mbola tsy maintsy hampahorin' ny fitsapana samihafa vetivety ihany hianareo [2.996#]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10