|
|
|
|

Teny iditra1 ambiana
Fototeny  2amby
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Mihoatra ny: Manana tsaramaso fito zinga ambiana izahay raha hividy ianareo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5[amby, excess.] An excess; used adverbially for "more than;" as, misy zato ambiana, There are more than a hundred.. [1.2]
Tsipelina hafa  6ambiena

Fivaditsoratra  7 ambania, 8 ambiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12