|
|
|
|

Teny iditra1 amboradara
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fomban-jaitra izay anasiana loadoaka kely madinika ny lamba mba hatao haingony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4embroidery. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5broderie. [1.8]
Ohatra  6 Ondana fotsy nisy zaitra amboradara no niondanan' ny lohany miramirana. [2.499#]
Lahatsoratra  7Randzavola: amboradara ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12