|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ambonivohitra |
| Singan-teny | 2ambony, 3vohitra |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Renivohitra na tanàn-dehibe mifanahatahaka amin' ny renivohitra: Mandany be izany mivelona atỳ ambonivohitra izany.
6Ny tena ao anatin' ny faritry ny tanàna: Mizara ho fokontany maro Antananarivo ambonivohitra. 7Ny olona mponina an-tanàn-dehibe, izay atao koa hoe Tambonivohitra: Hita ihany ny maha-ambonivohitra anareo, Randria: tsy mivoaka raha tsy mikiraro. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8The dwellers in the town as distinguished from ambanivohitra.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9citadins de la capitale, rang des villes ou villages assimilés à la capitale.
[1.3#30] |
| Ohatra |
10 "Ambarako anareo ambonivohitra sy ambanivohitra:
[2.48]
11 Voalohany dia tsara raha atambatra ho iray ny sata roa manavaka ny ambanivohitra sy ny ambonivohitra. [4.27#] |
| Voambolana | 12 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Tohi-kevitra | 13ambanivohitra |
| Teny iditra (2/2) | 14 ambonivohitra |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
16the dead not yet buried.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17se dit des défunts dont la mort est déclarée en attendant les honneurs de la sépulture.
[1.3#30] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|