|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ambonimbary |
| Singan-teny | 2ambony, 3vary |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Anana tsy mitango apetraka eny ambonin' ny vary ao am-bilany, ilay efa madiva ho ritra iny ny vary, ka ny etona fotsiny no manamasaka azy eo.
[1.1] |
| Voambolana | 6 Haizavamaniry: ahitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|