|
|
|
|

Teny iditra1  amboarampeo
Singan-teny  2 amboara, 3 feo
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fitambaran' olona manambatra ny feony amin' ny fiaraha-mihira mirindra sy maty paika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 [amboaram-peo] chorale [1.13]
Voambolana  7  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04