|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 amboamboa |
| Fototeny | 2amboa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4enti-milaza fitomboan' ny vatana izay mihadongadonga na botrabotra, indrindra fa eo amin' ny zazakely.
5Enti-milaza ankizy kely dongadonga, botrabotra, ka tsy mahalala izany hoe tsy mitafy akory. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6[duplicatif fréquentatif] Petits enfants dodus, ou qui ignorent la modestie.
[1.3#27] |
| Ohatra |
7 Tsy azo dokafana ho mahafinaritra koa ny zazakely, sahala amin'ny fanaon'ny Malagasy maro ihany, fa haratsiana hoe "amboamboa kely" mba hirariana azy ho velona soa aman-tsara ary tsy halain' ny fanahy ratsy.
[2.606#]
|
| Mpanahaka | 8 alikalika |
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|