|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 amboalambo |
| Singan-teny | 2amboa, 3lambo |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
5fetsy ratsy, karilahy janga, jejo: Ny miaraka amin'ny fetsy dia fetsy koatsy maha karilahy.
[Betsileo]
[1.78] 6Olona mivelona amin' ny hafetsifetsen-dratsy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7A man who lives by trade, but never works; one who eats the fat of the land from what he has got in trade; the name given by the Sakalava to the Hova..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8Chien sauvage: se disait des mauvais sujets.
[2.415#6410] 9chevalier d'industrie, un fainéant de mauvaise moeurs. [1.3#28] |
| Ohatra |
10 Tsy haiko, fa amboalambo mahery maso be iny moa izy ka.
[2.643#]
11 Telo no amboalambo : ny iray mpiasa, ny iray mpihinan-kena, ary ny iray jiolahy. [2.69#] 12 ka raha misy ratsiratsy íiasa ialahy isany, roabinay mihitsy tsy avelanay honina amin' ity tany ity fa amboalambo izany. [1.437#] |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|