|
|
|
|

Teny iditra1 amboakelindrano
Singan-teny  2amboa, 3kely, 4rano
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Karazana bibikely mivelona any anaty rano, mifandraidraika amin' ny tsikovoka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7The name of a small insect, which is sometimes eaten; found principally in water, or marshy ground; same as tsilemita.. [1.2]
Voambolana  8 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  9tsilemita

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12