|
|
|
|

Teny iditra1 amboabe
Singan-teny  2amboa, 3be
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Karazana hala volovoloina sady vaventy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6A spider that lives in holes in the ground.
7A species of Mygale.. [1.2]
Ohatra  8 Ary fampiadin' ny ankizilahy madinika koa ny lavanify, ny lavatanana, ny amboabe, ny kiborilahy, ny taindambo, ny antsiantsy sy ny famakiloha ary vitsika vaventy. [1.437#]
Voambolana  9 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02