|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ambim-bava |
| Singan-teny | 2amby, 3vava |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Zavatra tsy lany ka tehirizina; tahiry: Mba omeo ny mahantra ny ambim-bavanao.
[1.1] 6vokatra tsy lany rahefa avy nihinanana ara-dalàna. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7a surplus of food or other things.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8le reste après les frais d'entretien payés; biens concédés pour vivre et revenant à leur maître à la mort de l'usufruitier; l'excédent du traitement, du revenu non dépensé au bout de l'année, etc..
[1.3] 9excédent de nourriture et d'autres choses. [1.8] 10surplus. [1.13] |
| Ohatra |
11 Noho izany dia hisy ambimbava mitentina.
[1.384#]
12 Ny banga na ny ambimbava amin' ny teti-bolam-panjakana dia avy amin' ny vola miditra nanalana ny vola mivoaka amin' ny fandaniana mahazatra ataon' ny Fanjakana foibe. [4.27#] |
| Voambolana | 13 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|