|
|
|
|

Teny iditra1 ambaratonga
Singan-teny  2ambaraka, 3tonga
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Zanatohatra, fizarazarana miantoantoana toy ny zanatohatra: Misy ambaratonga dimy amby dimampolo ny tohatray ka misanehaka erỳ vao afaka aminy ~ Ataovy misy ambaratonga ny tany hambolena voankazo eto.
6Fitsinjarazarana: Nisondrotra hatramin' ny ambaratonga fahenina amby roapolo ny termometatra.
7Filaharana: Amin' ny ambaratongam-pahahefan' ny miaramila, ny kolonely dia ambony noho ny komandà. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8A ladder, steps, stairs; gradation.. [1.2]
9a step or degree in progress; a degree of honor or authority. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10hiérarchie. [1.3, 1.8]
11les marches, degrés.
12gradation. [1.3]
13grade, un degré dans la hiérarchie. [1.8]
14degré, niveau. [1.13]
Ohatra  15 Ny ambaratonga fahadimy, dia ny Praiminisitra. [2.270]
16 Mendri-koeritreretin'ny mpitondra amin'ny ambaratonga rehetra. [2.298]
17 ambaratonga ambony kokoa io: fiainana araka ny fo, ara-pihavanana. [2.296]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11