|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ambaraka |
| Sokajin-teny | 2 mpampiankin-teny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Hatramin' ny, mandraka; (Ny mpampiankina ambaraka sy mandraka dia toy izao no fampiasa azy: anarana avy amin' ny matoanteny manomboka amin' ny f mandrakariva no atao eo aorianany izay manaraka ny lalàmpikambanan-teny: Ambarapahafaty (ambaraka fahafaty) fa tsy ambara-pahafatesana; ambara-piveriko (am-baraka fiveriko) fa tsy ambara-piverenako.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4until, till.
5This word is much used with the verbal nouns in f, the weak syllable -ka dropping out, and the f changing to p, as ambarapandehako, from ambaraka and fandeha. 6Ambaratonga, a ladder, is also derived from the same.. [1.2] |
| Ohatra |
7 tefy vilany: anisan' ny taozavatra malagasy mbola an-joanina sy antoanina ambaraka ankehitriny, ary tsy ny lehilahy ihany fa ny vehivavy koa no mirotsaka amin' ny tefy vilany mahomby tokoa.
[2.436#]
|
| Kamban-teny rehetra | 8Fikambanana 14 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|