|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ambaramaina |
| Fototeny | 2ambara. maina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4teny enti-milaza zavatra maina tsy hita antony: vody volotsangana maina ifotony, hoditr' omby maina ho azy.
5vary hanina atao fatra-maina tsisy ro na laoka: Tsy iatsako mihitsy ny ambaramaina fa toa mihisatra ao an-tendako ao fotsiny. 6andrezatra, an-kery: Toa tadiavinao hatao ambaramaina fotsiny amin' izao izy izany. [1.1] |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|