|
|
|
|

Teny iditra1 ambarakizay
Singan-teny  2ambaraka, 3izay
Sokajin-teny  4 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  5for ever. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6toujours, éternellement. [1.3#27]
Ohatra  7 Fa ny famarinan' olona tapaka mihitsy ary lavin'ny Andriana sy ny olon'i Madagasikara tokoa ambarakizay, noho ny fanekena vita tamin'ny 1817 fahavelon-dRadama. [2.366]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12