|
|
|
|

Teny iditra1 ambany saoka
Singan-teny  2ambany, 3saoka
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza olona manaraka fianarana na miara-miaina amin' ny hendry, ka tonga hendry koa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6(lit.
7under his chin), under the authority or protection of. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8(lit.
9sous le menton), sous l'autorité ou la protection de; être disciple de. [1.8]
Tovy hevitra  10ambany saokan' ny hendry
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02