|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ambany andrefana
Singan-teny  2ambany, 3andrefana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Ohatra  5 Jeffreys natao lohatrano tao ambany andrefana [2.649#74]
6 Ato ambany andrefana no misy mamba masiaka lehibe. Ivoaimena no anarany, ka laniny avokoa izay zavatra mandalo ao na olona na omby [2.246]
7 Mimenomenona amin'ny fahatapahan'ny rano eny amin'ny "borne fontaine" ny mponina etsy ambany andrefana eny Ivandry [MaTV]
Mpanahaka  8 ambanyatsimo, 9 ambanyatsinanana, 10 ambanyavaratra

Teny iditra (2/2)11 Ambany Andrefana
Sokajin-teny  12 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  13 Depuis le 18 mai, le « Parc et Jardin Analamahitsy » dans le quartier d’Analamahitsy Ambany Andrefana dans le Ve Arrondissement de la commune urbaine d’Antananarivo, est devenu un lieu de rendez-vous hebdomadaire pour les accrocs de combat de coqs [4.12]

Fivaditsoratra  14 ambany andrefana, Ambany Andrefana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02