|
|
|
|

Teny iditra1 ambanivolo
Singan-teny  2ambany, 3volo
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5ambanivohitra. [Betsimisaraka] [1.78]
6ambanivohitra (na tanana na ambanivohitra fotsiny izao).
7Toerana lavitra ny renivohitra. [Tanala] [1.78]
8enti-milaza ny ambanivohitra ho an' ny tany amoron-tsiraka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9Same as ambaniravinkazo.. [1.2]
10the country, esp.
11near the forest. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12banlieue; la campagne, surtout près de la forêt. [1.8]
13(de ambany = en dessous, et volo = nom des bambous et des hautes Graminées).
14Nom donné aux régions rurales, aux campagnes, par les gens des villes (voir volo).. [Merina] [1.196]
Voambolana  15 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12