|
|
|
|

Teny iditra1 Ambaniala
Singan-teny  2ambany, 3ala
Sokajin-teny  4 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  5 N° 593 Tonga teto aminay ny fiangonana eny Ambaniala nitondra taratasy vita mpirinty homena anay mivady. [2.59]
6 Nametrahan'Andrianampoinimerina olona daholo teny an-keniheny eny avaratr'Anosizato sy teny Ambaniala, teny amin'ny Tsimilefa rehetra teny. [2.508]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10