|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ambanana |
| Fototeny | 2ambana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Anaovana fihetsehana mody mamely: Nambanako ny tehina ilay alika dia nandositra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be pretended to be struck at.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qu’on menace: Nambanana tamin’ ny tehina izy, ka nihataka tery (Il a été menacé avec le bâton et s’est écarté aussitôt).
[1.3#26] |
| Ohatra |
7 Manaraka izany dia misy zaza efa voadidy foitra asaina mipetraka eo ambony tary ka mody ambanana ilay antsy.
[2.436]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 ambanana, 14 mañabaña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|