|
|
|
|

Teny iditra1 ambana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fihetsehana mody mamely na manao zavatra, nefa tsy mahakasika na tsy manao akory, fodiana mamely amin' ny fihetsehana fotsiny: Ambana tehina fotsiny dia nampandositra ilay alika.
4Tahotra sy tebiteby ateraky ny loza mananontanona na ny tsy fahalalana ny vokatry ny zavatra iray natao: Ny ambany no tsy tanty fa rehefa mby an-koditra zaka ihany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5menacing gestures with the hand or arm.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6Menace en gestes ; ce qu’on appréhende: Ny ambany no tsy zaka, fa raha mby an-koditra mora foana (Le malheur qu’on appréhende parait intolérable, mais on le supporte facilement quand il est arrivé). [1.3#26]
Ohatra  7 Ny ambana ihany no mafy. [2.4#50]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  19 ambana, 20 manaba

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19