|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aloatra |
| Fototeny | 2loatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Avoaka avy anaty zavatra: Vary fotsy mifatsifatsy no naloatran' i neny avy ao anaty vilany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5ce dont on se sert pour tirer le contenu d'une marmite.
[1.3] |
| Ohatra |
6 Nampisotroina rano matetitetika i Manana, nefa izay nomena azy, toa naloany daholo.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 alaotra, Alaotra, 12 aloatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|