|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 aloa |
| Fototeny | 2loa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Zavatra efa nohanina avoaka amin' ny vava indray: Naloan' ny marary ny sakafo nohaniny anikeheo.
5Efaina (vola): Azonao aloa tsikelikely ny vidin' itỳ bisikileta itỳ raha tianao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be vomited; to be paid.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on vomit; qu'on paie.
[1.8] |
| Ohatra |
8 aloa ny vidiny na atao kaonty.
[1.236#antananarivomiantsena]
9 Arakaraka ny halavan'ny resaka no mahabe ny vola aloa. [2.117#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 16 aloa |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18moka.
[Betsileo]
[1.78] |
| Voambolana | 19 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Tovy hevitra | 20aloe |
| Fivaditsoratra | 21 alao, 22 aloa, 23 aola |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|