|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 alinkely |
| Singan-teny | 2alina, 3kely |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Fotoana isian-javatra manjavozavo toa setroka, izay manalefaka ny hazavan' ny masoandro: Mandoro tevy (na tavy) ny any an' ala, hoy ny filazan' ny Ntaolo.
6(alin-kely) toetr' andro manjombonjombona noho ny setroky ny mpanao tevy any an' ala. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7very cloudy or dark from burning wood, etc..
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|