|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 alimiaina |
| Singan-teny | 2alina, 3miaina |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Be dia be, mihetsiketsika, mihahohaho: Alimiaina ny olitra amin' io fromazy io.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6innombrable, se dit des êtres vivants.
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|