|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 alga |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3karazan-javamaniry ao anaty rano misy famaitso nefa tsy misy vahatra.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4algue.
[1.13] |
| Voambolana | 5 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Mpanahaka | 6 ahidrano |
| Fivaditsoratra | 7 alga, 8 gala |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|