|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ahidrano
Singan-teny  2ahitra, 3rano
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5anaran-javamaniry eny an-tanimbary fihinam-biby sy vorona. [Tsimihety] [1.78#2]
6ahitra maniry eny an-tanimbary rehefa vita ny vary. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7The name of a grass much used as forage.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8herbe qui pousse après la coupe du riz. [1.3]
9(de ahitra = herbe et rano = eau).
10Herbes poussant dans les rizières et coupées comme fourrage vert après la récolte du riz.
11Surtout : Echinochloa stagnina (Retz.) P.
12Beauv., Echinochloa pyramidalis (Lam.) Hitchc.
13& Chase et Echinochloa crus-galli (L.) P.
14Beauv.
15(Poaceae).. [1.196]
Voambolana  16 Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)17 ahidrano
Sokajin-teny  18 anarana
Fanazavàna teny malagasy  19karazan-javamaniry ao anaty rano misy famaitso nefa tsy misy vahatra. [1.13]
20karazan-javamaniry fahita any anaty rano (ranomasina na ranomamy), izay tsisy fakany na lalandranon-kazo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  21algue. [1.13]
Ohatra  22 Ny fanafangaroana ahidrano amin'ny sakafo ihany koa dia manampy ioda ao anatiny. [2.424#]
Voambolana  23 Haizavamaniry: ahitra
Mpanahaka  24 alga

Fivaditsoratra  25 ahandroy, 26 ahidrano, 27 andarohy, 28 andrahoy, 29 andraiho, 30 androahy, 31 hadi-rano, 32 hodirana, 33 rodahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12