|
|
|
|

Teny iditra1 aleveno
Fototeny  2levina
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana alevina [Fitanisana]
Ohatra  4 aleveno eto itỳ hazo itỳ ho famantarana [1.1]
5 Ary aleveno eo amin' ny zoro-trano avaratra atsinanana aho. [1.508#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10