|
|
|
|

Teny iditra1 alatrano
Singan-teny  2ala, 3trano
Sokajin-teny  4 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5Eny ivelan' ny trano, ka ny tokotany manodidina ny trano indrindra no antsoina amin' izany: Asaivo mivoaka any alatrano ireo ankizy ireo fa mitabataba tsy ifandrenesana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6dehors, hors de la maison. [1.3]
Ohatra  7 Namaky kitay teo alatrano Idada. [2.332#]
8 Nanontany ankizy teo alatrano aloha izy; [2.357#]
9 Teo alatrano no nisy ny robine fakana rano sy ny fanasana lamba. [2.356#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12