|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ala safay |
| Singan-teny | 2ala, 3safay |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5fanaovan-javatra tsizarizary mba hisehoana ho nanao fotsiny ka hahafa-tsiny eo imason' ny olona.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6Used in the following: miala safay.
[1.2] |
| Ohatra |
7 Teny foana ny masoko, hany ka na dia ny vavaka fanao eo am-pidirana aza natao alasafay fotsiny.
[2.4]
8 Mba nody nampidirina alasafay ihany ny Teny sy ny Tantara malagasy, saingy mbola ny teny frantsay ihany no taranjam-pianarana nahafaka na tsy nahafaka fanadinana. [2.503#] |
| Teny nalaina | 9 Soratra misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|