|
|
|
|

Teny iditra1 ala olana
Singan-teny  2ala, 3olana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5famahana tady mifadiditra.
6fanamboarana toe-draharaha sarotra na manahirana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Ohatra  7 Ramasy no nahita ny alaolana. [2.472#]
8 Ny fahasarotan' ny zava-misy dia tsy ahafahana mandroso alaolana tsotsotra na koa vahaolana tefy maika. [4.27#]
Tovy hevitra  9ala rohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12