|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 alamaka |
| Fototeny | 2lamaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Ampandrina midaboka amin' ny tany: Nalamaky ny rivotra ny vary.
5Ampitovina tantana, alamina: Alamaho tsara ny tanin-ketsa hamafazam-bary. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be levelled, to be made even, to be laid down flat, as growing things thrown down, or a person lying down.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|