|
|
|
|

Teny iditra1 akotsoina
Fototeny  2akotso
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asiana akotso na sisiny (lamba): Angaha tsy nakotsoina indray ny lambanao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to have the akotso put on.. [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 akotsoina, 11 anakotsoy, 12 atakosino, 13 natokisoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12