|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 akotso
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3tanjomiolaka, fefiloha. [Betsileo] [1.78]

Teny iditra (2/2)4 akotso
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Haingo fanao amin' ny sisin-damba, indrindra ny lamba landy, izay tenomina miaraka aminy, ka atao hoe akotso tenona, na apetaka rehefa voatenona ny lamba.
7(Ny akotso dia miendrika tsipika mitsoriaka milahatra, ka dimy andalana no fahita matetika, roa mainty na manga andaniny avy ary mena na vony eo afovoany, nefa misy koa ny telo ary na ny tokana aza).. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8the border of a native cloth or lamba usually having five stripes, one red or yellow in the centre, and four blue.. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Voambolana  14 Toe-karena: zaitra
Mpanahaka  15 akotsobe, 16 akotsodimy, 17 akotsofohy, 18 akotsotenona, 19 akotsotokana
Kamban-teny rehetra  20Fikambanana 5 amin' io teny io

Fivaditsoratra  21 akotso, 22 kotsao, 23 Sokota

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02