|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akore |
| Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Betsileo] manao ahoana, manahoana
[1.78] 4 [Tandroy] ahoana?: Akore nahareo añe ?-Soa avao, [1.78] |
| Tovy hevitra | 5 manakory |
| Fivaditsoratra | akore, 6 koera, 7 Korea, 8 raoke, 9 roake |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|