|
|
|
|

Teny iditra1  manakory
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny entina miarahaba sahala amin' ny "manahoana": Manakory aby ianareo? [1.1]
4 [Bezanozano] manao ahoana! [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  5 [manakôry] [Sakalava-Mayotte] comment? [1.405]

Fivaditsoratra  manakory, 6 manikora, 7 maniroka, 8 manorika, mañorika, 9 mikaroña, 10 mikoràna, mikorana, 11 miranoka, 12 mironaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04