Teny iditra |
akondrosarika
|
Singan-teny | akondro ; sarika |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' akondro lava fa kely voany, izay fakana indrindra ny tsiratsirany hanaovana lamba [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [sarika, bark.] A variety of banana, the leaves of which are used in making a kind of cloth. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [ akondro sarika ] [Merina]
(de sarika = action de tirer les fibres).
Musa textilis L. (Musaceae) ; le "Chanvre de Manille", fournissait autrefois en Imerina un textile très apprécié.
On en faisait des tissus artisanaux assez grossiers appelés lamba-sarika.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Musa textilis |
Voambolana |
|