|
|
|
|

Teny iditra1 akoma
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Bibilava lehibe sy matanjaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4the name of a species of boa-constrictor; also called do, and ankoma.
5Pelophilus madagascariensis. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6bibilava goaibe. [2.165]
7gros serpent. [1.54]
Voambolana  8 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Tsipelina hafa  9ankoma
Tovy hevitra  10do
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 akoma, 13 amako, 14 amoka, 15 kaomà, 16 koama, 17 Makoa, 18 Maoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02