|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akanjo lava |
| Singan-teny | 2akanjo, 3lava |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny anglisy |
5A gown, a robe, a cassock.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6habit long, robe de chambre.
[1.3#14] |
| Ohatra |
7 Razazavavy, dia nampihaingoin' ny akanjolava fanao an-trano vita tamin' ny landy voatenona tsy misy fangarony.
[2.529#]
|
| Voambolana | 8 Toe-karena: zaitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|