|
|
|
|

Teny iditra1  akanjobe
Singan-teny  2 akanjo, 3 be
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 [Antefasy] akanjon-dehilahy vita amin'ny rafia na ahirefo [1.78]
6 [Betsimisaraka] akanjo jiafotsy fitondran'ny lehilahy [1.78]
7 [akanjo be] akanjo lava matevina mahafana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 [akanjo be] An overcoat. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 un pardessus [1.3]
Ohatra  10  Efa ho indray mahamasa-bary mahery vao tafaverina Raboto nikononkonona sy nanano sarotra tamin' ny akanjobeny. [2.471]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
Voambolana  12  Toe-karena: zaitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04