|
|
|
|

Teny iditra1 akalam-bay
Singan-teny  2akalana, 3vay
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fakan' aretina amin' ny vay, izay manjary nana fotsy ao anatin' ny vay raha tsy afaka, ka mety mbola hanararaotra ny vay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6core of a boil. [1.2]
Voambolana  7 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12