|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akaikikaiky |
| Fototeny | 2akaiky |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4tsy dia lavitra loatra; somary eo anila; antomotra ihany.
[1.62] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[akekikeky]
5assez proche, assez près.
[1.3] |
| Ohatra |
6 Efa mba akaikikaiky ny fotoam-pinjinjana, ka velom-bolo ny tantsaha
[1.62]
7 Nanatona akaikikaiky izy hitazana. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Tsipelina hafa | 10akekikeky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|