|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ajadona |
| Fototeny | 2jadona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao mijadona, atsatoka; terena hatao ka tsy azo valiana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5à planter, à ficher.
6figuré: à exiger avec empire. [1.3#289] |
| Ohatra |
7 Ary mihoatra noho izany rehetra izany, misy tevana makadiry ajadona ao anelanelantsika, mba tsy ho afa-mita hankeny aminareo izay te-hiala etý
[2.996#]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 ajadona, 13 Joadana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|