|
|
|
|

Teny iditra1 ailao
Fototeny  2ila
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana aila [Fitanisana]
Ohatra  4 ailao ireto boky ireto fa hovidiko rahariva [1.1]
5 ailao ireto lovia ireto (Mettez ces assiettes par côté) [1.3#276]

Fivaditsoratra  6 ailao, 7 ialao

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16