|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ahofakofaka
Fototeny  2hofakofaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Akopakopaka. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9 ahofakofaka
Fototeny  10hofakofaka
Sokajin-teny  11 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  12Atao miendaka amin' ny alalan' ny fikikisana na fikaohana. [1.1]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
16 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  17 ahafokafoka, 18 ahofakofaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12