|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 ahofa |
| Fototeny | 2hofa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Itadiavana mpanofa na olona hanofa: Trano ahofa.
5Omena hipetrahan' olona mpanofa: Nahofako ilay tranoko eny Ambohijanahary fa efa tsy mipetraka ao intsony ny zanako. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 10 ahofa |
| Fototeny | 11hofa |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny anglisy |
13to be waved at someone, (as a hat, a cloth.
14etc.). [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15qu'on agite pour faire signe, comme un chapeau, un mouchoir etc.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 20 ahofa |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
22Jono.
[Tanosy]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 23 afaho, 24 ahofa, 25 haofa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|