|
|
|
|

Teny iditra1 ahodina
Fototeny  2hodina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao mihodina, izany hoe tsy mihetsika eo antoerana nefa hita manatrika ny tena ny lafiny rehetra tsirairay avy: Ahodina ny milina.
5Atodika mankany aoriana (ny loha): Nahodiny ny lohany raha vao nahita ahy izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be made to revolve, to be revolved. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on fait tourner, qu'on tourne comme une roue. [1.8]
Ohatra  8 Hitan-dRainilaimanga fa tsy ho azo ahodina toy ny taloha ihany Randrianaivo [2.324]
9 lo ilay fanahin' ny Malagasy miantehitra tsy azo ahodina amin' Andriananahary. [2.296]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  14 adonahy, 15 ahodina, 16 andaohy, 17 andoahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12