|
|
|
|

Teny iditra1 ahi-maitso
Singan-teny  2ahitra, 3maitso
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5ahitra maitso milenodenoka (ny ahitra dia mipoitra isan-taona, ka amin' izay izy maitso aoka izany, na raviny na tahony, fa mandazo kosa rehefa afaka herintaona). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [ahimaitso] 6Green grass. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7herbe verte, fourrage vert. [1.3]
8verdure, gazon, pelouse. [1.13]
Ohatra  9 nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso. [2.5]
Voambolana  10 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Fivaditsoratra  11 ahi-maitso, 12 hamaitsoy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12